Luke 1:67 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia feno ny Fanahy Masina i Zakaria rainy ka naminany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia feno ny Fanahy Masina i Zakaria rainy, ka naminany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno ny Fanahy Masina i Zakarià, rain’ny zazakely, ka nilaza faminaniana toy izao:
Malagasy Bible 1865
Ary dia feno ny Fanahy Masina Zakaria rainy ka naminany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia feno ny Fanahy Masina i Zakaria rainy ka naminany hoe:
malagasy
Ary dia feno ny Fanahy Masina Zakaria rainy ka naminany hoe: