Luke 1:69 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nanangana tandro-pamonjena ho antsika ao amin’ny taranak’i Davida mpanompony Izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanangana tandro-pamonjena ho antsika tao amin’ny fokon’i Davida mpanompony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpamonjy mahery ho antsika no najorony avy amin’ny taranak’i Davida mpanompony,
Malagasy Bible 1865
Ary nanangana tandro-pamonjena ho antsika Amin'ny taranak'i Davida mpanompony Izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nanangana tandro-pamonjena ho antsika ao amin’ny taranak’i Davida mpanompony Izy,
malagasy
Ary nanangana tandro-pamonjena ho antsika Amin'ny taranak'i Davida mpanompony Izy