Luke 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanan-janaka izy satria momba i Elizabeta; ary samy efa antitra izy mivady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nanan-janaka izy, fa momba i Elizabeta, ary efa samy zokiolona ihany izy mivady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nanan-janaka anefa izy roa satria momba i Elizabeta sady efa samy zokiolona izy mivady.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nanan-janaka izy, fa momba Elizabeta; ary samy efa antitra izy mivady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanan-janaka izy satria momba i Elizabeta; ary samy efa antitra izy mivady.
malagasy
Ary tsy nanan-janaka izy, fa momba Elizabeta; ary samy efa antitra izy mivady.