Luke 1:70 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka izay nampilazainy ny mpaminaniny masina hatramin’ny fahagola,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny nolazainy tamin’ny vavan’ireo mpaminaniny masina hatramin’ny andro tany aloha,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
araka ny efa nambarany hatramin’ny fahagola tamin’ny alalan’ireo mpaminany masina:
Malagasy Bible 1865
(Araka izay nampilazainy ny mpaminaniny masina hatramin'ny fahagola),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka izay nampilazainy ny mpaminaniny masina hatramin’ny fahagola,
malagasy
(Araka izay nampilazainy ny mpaminaniny masina hatramin'ny fahagola),