Luke 1:71 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia famonjena antsika amin’ny fahavalontsika sy amin’ny tanan’izay rehetra mankahala antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hamonjy antsika amin’ny fahavalontsika sy amin’ny tanan’izay rehetra mankahala antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia Mpamonjy hanafaka antsika amin’ny fahavalontsika sy amin’ny tanan’ireo mpankahala rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia famonjena antsika amin'ny fahavalontsika, sy amin'ny tànan'izay rehetra mankahala antsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia famonjena antsika amin’ny fahavalontsika sy amin’ny tanan’izay rehetra mankahala antsika.
malagasy
Dia famonjena antsika amin'ny fahavalontsika, sy amin'ny tànan'izay rehetra mankahala antsika;