Luke 1:72 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manefa famindrampo amin’ny razantsika Izy sady mahatsiaro ny fanekeny masina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
He izany nanaovany famindram-po tamin’ny razantsika sy nahatsiarovany ny fanekeny masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namindra fo tamin’ny razantsika Andriamanitra sady nahatsiaro ilay fanekempihavanana masina
Malagasy Bible 1865
Manefa famindram-po amin'ny razantsika Izy Sady mahatsiaro ny fanekeny masina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manefa famindrampo amin’ny razantsika Izy sady mahatsiaro ny fanekeny masina,
malagasy
Manefa famindram-po amin'ny razantsika Izy Sady mahatsiaro ny fanekeny masina,