Luke 1:73 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny fianianana izay nianianany tamin’i Abrahama razantsika
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ilay fianianana nataony tamin’i Abrahama razantsika hanome antsika
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbamin’ilay fianianana izay nataony tamin’i Abrahama razantsika:
Malagasy Bible 1865
Dia ny fianianana izay nianianany tamin'i Abrahama razantsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny fianianana izay nianianany tamin’i Abrahama razantsika
malagasy
Dia ny fianianana izay nianianany tamin'i Abrahama razantsika,