Luke 1:74 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra, satria afaka amin’ny fahavalontsika isika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fahafahana amin’ny tanan’ny fahavalontsika, mba hanompoantsika Azy tsy aman-tahotra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny hanala antsika amin’ny tanan’ny fahavalontsika, ary ny hamela antsika hanompo Azy tsy amin-tahotra,
Malagasy Bible 1865
Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra, Satria afaka amin'ny fahavalontsika isika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra, satria afaka amin’ny fahavalontsika isika,
malagasy
Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra, Satria afaka amin'ny fahavalontsika isika,