Luke 1:75 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny fahamasinana sy ny fahamarinana eo anatrehany, amin’ny andro rehetra hiainantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amim-pahamasinana sy fahamarinana, eo anatrehany amin’ny andro rehetra hiainantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa amin-toetra masina sy marina eo anatrehany mandritra ny andro rehetra iainantsika.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny fahamasinana sy ny fahamarinana eo anatrehany amin'ny andro rehetra hiainantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny fahamasinana sy ny fahamarinana eo anatrehany, amin’ny andro rehetra hiainantsika.
malagasy
Amin'ny fahamasinana sy ny fahamarinana eo anatrehany amin'ny andro rehetra hiainantsika.