Luke 1:76 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry zaza, dia hatao hoe Mpaminanin’ny Avo Indrindra; satria hialoha eo anatrehan’ny Tompo ianao, hamboatra ny lalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao kosa, ry zaza, dia hatao hoe mpaminanin’ny Avo indrindra, fa hialoha ny Tompo ianao hamboatra ny halehany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao kosa, anaka, dia hatao hoe mpaminanin’ny Avo indrindra, fa hialoha ny Tompo ianao mba hamboatra ny lalany;
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry zaza, dia hatao hoe mpaminanin'ny Avo Indrindra; Fa hialoha eo anatrehan'ny Tompo ianao hamboatra ny lalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry zaza, dia hatao hoe Mpaminanin’ny Avo Indrindra; satria hialoha eo anatrehan’ny Tompo ianao, hamboatra ny lalany.
malagasy
Ary ianao, ry zaza, dia hatao hoe mpaminanin'ny Avo Indrindra; Fa hialoha eo anatrehan'ny Tompo ianao hamboatra ny lalany.