Luke 1:77 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanome ny olony ny fahalalam-pamonjena amin’ny famelàna ny helony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanome ny olony ny fahalalàm-pamonjena amin’ny famelana ny helony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny vahoakany hampahalalainao ny famonjena, ka hahafantatra fa voavela ny helony.
Malagasy Bible 1865
Hanome ny olony ny fahalalam-pamonjena amin'ny famelana ny helony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanome ny olony ny fahalalam-pamonjena amin’ny famelàna ny helony,
malagasy
Hanome ny olony ny fahalalam-pamonjena amin'ny famelana ny helony,