Luke 1:78 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho ny halehiben’ny famindrampon’Andriamanitsika. Izany no hiposahan’ny mazava avy any amin’ny avo ho antsika
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny halehiben’ny famindram-pon’ny Andriamanitsika nampiposaka ny Masoandro hamangy antsika avy any ambony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangoraka sy mamindra fo ilay Andriamanitsika, koa masoandro miposaka avy any ambony no hamangy antsika
Malagasy Bible 1865
Noho ny halehiben'ny famindram-pon'Andriamanitsika, izay hiposahan 'ny mazava avy any amin'ny avo ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho ny halehiben’ny famindrampon’Andriamanitsika. Izany no hiposahan’ny mazava avy any amin’ny avo ho antsika
malagasy
Noho ny halehiben'ny famindram-pon'Andriamanitsika, izay hiposahan'ny mazava avy any amin'ny avo ho antsika.[Na: niposahan']