Luke 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nanao raharaham-pisoronana teo anatrehan’Andriamanitra i Zakaria, araka ny fifandimbiasan’ny antokony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray andro, nony nanao ny raharahan’ny mpisorona teo anatrehan’Andriamanitra i Zakaria araka ny anjaran’ny antokony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia nanao fisoronana teo anatrehan’Andriamanitra tao an- tempoly i Zakarià, satria tonga ny anjaran’ny antokony.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nanao raharaham-pisoronana teo anatrehan'Andriamanitra Zakaria araka ny fifandimbiasan'ny antokony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nanao raharaham-pisoronana teo anatrehan’Andriamanitra i Zakaria, araka ny fifandimbiasan’ny antokony,
malagasy
Ary nony nanao raharaham-pisoronana teo anatrehan'Andriamanitra Zakaria araka ny fifandimbiasan'ny antokony,