Luke 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny fanao amin’ny fisoronana, dia anjarany araka ny antsapaka, ny hiditra ao amin’ny tempolin’ny Tompo ka handoro ditin-kazo manitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia voatendrin’ny loka araka ny fanaon’ny mpisorona hiditra ao amin’ny Tempolin’ny Tompo, hanolotra ny emboka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naroso ny antsapaka araka ny fanaon’ny mpisorona ka izy no voatendry handoro ny ditin-kazo manitra ao amin’ny Toeramasin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
araka ny fanao amin'ny fisoronana, dia anjarany araka ny filokana ny hiditra ao amin'ny tempolin'ny Tompo ka handoro ditin-kazo manitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny fanao amin’ny fisoronana, dia anjarany araka ny antsapaka, ny hiditra ao amin’ny tempolin’ny Tompo ka handoro ditin-kazo manitra.
malagasy
araka ny fanao amin'ny fisoronana, dia anjarany araka ny filokana ny hiditra ao amin'ny tempolin'ny Tompo ka handoro ditin-kazo manitra.