Luke 10:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nanendry olona hafa koa ny Tompo, fitopolo lahy, ka naniraka azy tsiroaroa hialoha Azy any amin’ny tanàna sy ny toerana rehetra izay nokasainy haleha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka izany dia nifidy roa amby fitopolo lahy hafa koa ny Tompo ka naniraka azy tsiroaroa hialoha Azy, any amin’ny tanàna sy ny tany rehetra izay efa halehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia nifidy 72 lahy hafa indray ny Tompo, ka nirahiny tsiroaroa hialoha Azy any amin’ny tanàna sy ny toerana rehetra mbola halehany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka izany, ny Tompo nanendry olona hafa koa, dia fito-polo lahy, ka naniraka azy tsiroaroa hialoha Azy any amin'ny tanàna sy ny tany rehetra izay efa halehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nanendry olona hafa koa ny Tompo, fitopolo lahy, ka naniraka azy tsiroaroa hialoha Azy any amin’ny tanàna sy ny toerana rehetra izay nokasainy haleha.
malagasy
Ary nony afaka izany, ny Tompo nanendry olona hafa koa, dia fito-polo lahy, ka naniraka azy tsiroaroa hialoha Azy any amin'ny tanàna sy ny tany rehetra izay efa halehany.