Luke 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vovoky ny tanànanareo aza, izay miraikitra amin’ny tongotray, dia ahintsanay ho anareo; nefa aoka ho fantatrareo fa efa akaiky anareo ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na ny vovoky ny tanànanareo nipetraka tamin’ny tongotray aza dia ahintsanay hiampanga anareo; fantaro anefa fa efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Na dia ny vovoky ny tanànanareo nanaraka ny tongotray aza, dia ahintsanay hiampanga anareo. Izao anefa no fantaro: efa tonga ny Fanjakàn’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Ny vovoky ny tanànanareo aza, izay miraikitra amin'ny tongotray, dia fafànay hiampanga anareo; nefa aoka ho fantatrareo fa efa mby akaiky anareo ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vovoky ny tanànanareo aza, izay miraikitra amin’ny tongotray, dia ahintsanay ho anareo; nefa aoka ho fantatrareo fa efa akaiky anareo ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ny vovoky ny tanànanareo aza, izay miraikitra amin'ny tongotray, dia fafànay hiampanga anareo; nefa aoka ho fantatrareo fa efa mby akaiky anareo ny fanjakan'Andriamanitra.