Luke 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’i Sodoma amin’izany andro izany noho ny ho amin’izany tanàna izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko aminareo fa amin’izay andro izay, dia ho moramora kokoa ny ho amin’i Sôdôma, noho ny ho amin’izany tanàna izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko aminareo fa amin’ny andro fitsarana, dia ho azoazo kokoa ny sazy hihatra amin’i Sôdôma noho ny hihatra amin’izany tanàna izany.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'i Sodoma amin'izany andro izany noho ny ho amin'izany tanàna izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’i Sodoma amin’izany andro izany noho ny ho amin’izany tanàna izany.
malagasy
Lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'i Sodoma amin'izany andro izany noho ny ho amin'izany tanàna izany.