Luke 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho moramora kokoa ny ho amin’i Tiro sy i Sidona amin’ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, amin’ny andro fitsarana dia ho moramora kokoa ny ho amin’i Tira sy Sidona noho ny ho aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro fitsarana, dia ho azoazo kokoa ny sazy hihatra amin’i Tiro sy i Sidôna noho ny hihatra aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ho moramora kokoa ny ho amin'i Tyro sy Sidona amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho moramora kokoa ny ho amin’i Tiro sy i Sidona amin’ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
malagasy
Fa ho moramora kokoa ny ho amin'i Tyro sy Sidona amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.