Luke 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Haetry hatrany amin’ny fitoeran’ny maty ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra, dia haetry hatrany amin’ny afobe ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao, ry Kafarnahòma, heverinao ve fa hasandratra hatrany an-danitra ianao? Tsia, haetry hatrany amin’ny toeran’ny maty ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Haetry hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Haetry hatrany amin’ny fitoeran’ny maty* ianao.
malagasy
Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Haetry hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita ianao.[Gr. Hadesy]