Luke 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izay mihaino anareo mihaino Ahy, ary izay manamavo anareo manamavo Ahy; izay manamavo Ahy anefa dia manamavo Izay naniraka Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray i Jesoa tamin’ny mpianany: –Izay mihaino anareo, dia mihaino Ahy; izay manamavo anareo, dia manamavo Ahy; ary izay manamavo Ahy, dia manamavo Ilay naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy.
malagasy