Luke 10:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho nahita an’i Satana nilatsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Nahita an’i Satana latsaka avy tany an-danitra toy ny varatra Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Hitako tokoa i Satàna nilatsaka tahaka ny tselatra avy any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho nahita an'i Satana latsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho nahita an’i Satana nilatsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho nahita an'i Satana latsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra.