Luke 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin’izany, mangataha amin’ny Tompon’ny vokatra mba handefa mpiasa hanangona ny vokatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamin’izy ireo: Be ny vokatra, fa ny mpijinja no vitsy; koa mangataha amin’ny tompom-bokatra mba hanirahany mpiasa hijinja ny vokany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy Izy taminy: –Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy. Angataho àry ny Tompom-bokatra haniraka mpiasa hamory ny vokany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin’izany, mangataha amin’ny Tompon’ny vokatra mba handefa mpiasa hanangona ny vokatra.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.