Luke 10:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa aza mifaly ianareo satria manaiky anareo ny fanahy, fa mifalia satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy noho ny fanahy ratsy manaiky anareo anefa no tokony hifalianareo, fa noho ny anaranareo efa voasoratra any an-danitra no ifalio.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa aza dia ianareo eken’ny fanahy ratsy no ifaliana; fa mifalia noho ianareo efa voasoratra anarana any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa aza mifaly ianareo satria manaiky anareo ny fanahy, fa mifalia satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.
malagasy
Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.