Luke 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zavatra rehetra dia natolotry ny Raiko Ahy; tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray ary ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hanehoana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nomen’ny Raiko Ahy ny zavatra rehetra, ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray, na ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hanambaràna Azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa natolotry ny Raiko ho Ahy ny zavatra rehetra; ary tsy misy olona mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray, na mahalala ny Ray afa-tsy ny Zanaka mbamin’izay tian’ny Zanaka hanehoana Azy!
Malagasy Bible 1865
Ny zavatra rehetra dia efa natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray, ary ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian'ny Zanaka hanehoana Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zavatra rehetra dia natolotry ny Raiko Ahy; tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray ary ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hanehoana Azy.
malagasy
Ny zavatra rehetra dia efa natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray, ary ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian'ny Zanaka hanehoana Azy.