Luke 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitodika tamin’ny mpianatra Izy dia nilaza taminy manokana hoe: Sambatra ny maso mahita izay hitanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitodika tamin’ny mpianany Izy ka nilaza taminy manokana hoe: «Sambatra ny maso mahita izay hitanareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitodika tamin’ny mpianany i Jesoa ka niteny taminy manokana hoe: –Sambatra ianareo mahita maso izao hitanareo izao!
Malagasy Bible 1865
Ary nitodika tamin'ny mpianany Izy, dia nilaza taminy manokana hoe: Sambatra ny maso mahita izay hitanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitodika tamin’ny mpianatra Izy dia nilaza taminy manokana hoe: Sambatra ny maso mahita izay hitanareo.
malagasy
Ary nitodika tamin'ny mpianany Izy, dia nilaza taminy manokana hoe: Sambatra ny maso mahita izay hitanareo.