Luke 10:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo fa mpaminany sy mpanjaka maro no naniry hahita izay hitanareo fa tsy nahita, ary naniry hahare izay renareo fa tsy nahare.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa lazaiko aminareo fa maro ny mpaminany sy ny mpanjaka naniry hahita izay hitanareo, fa tsy nahita, ary handre izay renareo, fa tsy nandre.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, lazaiko aminareo fa mpaminany sy mpanjaka maro no naniry hahita izay hitanareo nefa tsy nahita, ary hahare izay renareo nefa tsy nahare.
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo fa mpaminany sy mpanjaka maro no naniry hahita izay hitanareo, fa tsy nahita, ary naniry nahare izay renareo, fa tsy nahare.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo fa mpaminany sy mpanjaka maro no naniry hahita izay hitanareo fa tsy nahita, ary naniry hahare izay renareo fa tsy nahare.
malagasy
Fa lazaiko aminareo fa mpaminany sy mpanjaka maro no naniry hahita izay hitanareo, fa tsy nahita, ary naniry nahare izay renareo, fa tsy nahare.