Luke 10:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy mpahay lalàna iray nitsangana ka naka fanahy an’i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako ny fiainana mandrakizay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro mpampiana-dalàna anankiray nitsangana haka fanahy Azy ka nanao hoe: «Tompo ô, inona no hataoko hahazoako ny fiainana mandrakizay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro tamy ity mpahay lalàna anankiray ka nanao fanontaniana fandrika tamin’i Jesoa hoe: –Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko hananako anjara amin’ny fiaina-maharitra mandrakizay?
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy mpahay lalàna anankiray nitsangana ka naka fanahy an'i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy mpahay lalàna iray nitsangana ka naka fanahy an’i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako ny fiainana mandrakizay?
malagasy
Ary, indro, nisy mpahay lalàna anankiray nitsangana ka naka fanahy an'i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?