Luke 10:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Inona no voasoratra ao amin’ny Lalàna? Ahoana no famakianao azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Inona no voasoratra ao amin’ny Lalàna ary ahoana no famakinao azy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Inona no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny lalàna? Ahoana no fandraisanao ny heviny raha vakînao?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Inona no voasoratra ao amin'ny lalàna? Manao ahoana no famakinao azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Inona no voasoratra ao amin’ny Lalàna? Ahoana no famakianao azy?
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Inona no voasoratra ao amin'ny lalàna? Manao ahoana no famakinao azy?