Luke 10:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Marina ny navalinao; ataovy izany dia ho velona ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Marina ny navalinao, manaova izany dia ho velona ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Tsara ny valin-teninao. Ataovy izany, dia ho velona ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Marina ny navalinao; ataovy izany, dia ho velona ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Marina ny navalinao; ataovy izany dia ho velona ianao.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Marina ny navalinao; ataovy izany, dia ho velona ianao.