Luke 10:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izy ta hanamarin-tena ka niteny tamin’i Jesosy hoe: Iza ary no namako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nitady hanamarin-tena ralehilahy ka nanao tamin’i Jesoa hoe: «Iza àry no namako?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Te hanamarin-tena anefa ilay mpahay lalàna ka nanontany an’i Jesoa hoe: –Fa iza moa no namako?
Malagasy Bible 1865
Fa izy ta-hanamarina ny tenany ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Iza ary no namako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izy ta hanamarin-tena ka niteny tamin’i Jesosy hoe: Iza ary no namako?
malagasy
Fa izy ta-hanamarina ny tenany ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Iza ary no namako?