Luke 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana; indro Aho maniraka anareo tahaka ny zanak’ondry eo ampovoan’ny amboadia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana; indro Aho maniraka anareo tahaka ny zanak’ondry eo afovoan’ny amboadia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandehana! Indro irahiko ianareo, mova tsy zanak’ondry eo afovoan’amboadia.
Malagasy Bible 1865
Mandehana; indro, Izaho maniraka anareo tahaka ny zanak'ondry eo ampovoan'ny amboadia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana; indro Aho maniraka anareo tahaka ny zanak’ondry eo ampovoan’ny amboadia.
malagasy
Mandehana; indro, Izaho maniraka anareo tahaka ny zanak'ondry eo ampovoan'ny amboadia.[ lopa]