Luke 10:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary sendra nisy mpisorona iray nidina tamin’izany lalana izany; ary raha nahita an-dRalehilahy izy dia nandalo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy kosa mpisorona anankiray nidina tamin’izany lalana izany ka nahita azy, nefa nandalo ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sendra nisy mpisorona nidina tamin’izany lalana izany; fa nony nahatazana an-dralehilahy izy, dia nidify lalana nandalo fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary sendra nisy mpisorona anankiray nidina tamin'izany lalana izany; ary raha nahita an-dralehilahy izy, dia nandalo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary sendra nisy mpisorona iray nidina tamin’izany lalana izany; ary raha nahita an-dRalehilahy izy dia nandalo azy.
malagasy
Ary sendra nisy mpisorona anankiray nidina tamin'izany lalana izany; ary raha nahita an-dralehilahy izy, dia nandalo azy.