Luke 10:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary toy izany koa ny levita iray, izay tonga teo, dia nahita azy, nefa nandalo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ity levita anankiray izay tonga teo, nahita azy, nefa nandalo ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa no nataon’ity levita anankiray; tonga teo amin’ilay toerana izy, nahatazana an-dralehilahy ary nidify lalana nandalo fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa ny Levita anankiray, izay tonga teo, dia nahita azy, nefa nandalo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary toy izany koa ny levita* iray, izay tonga teo, dia nahita azy, nefa nandalo koa.
malagasy
Ary toy izany koa ny Levita anankiray, izay tonga teo, dia nahita azy, nefa nandalo koa.