Luke 10:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy kosa Samaritana iray nandeha tamin’ny nalehany ka tonga teo aminy, ary nony nahita azy dia onena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy kosa Samaritanina anankiray nivahiny tonga teo aminy, ka nangoraka nony nahita azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy kosa Samaritanina nivahiny tonga teo amin’ity tra-boina ary onena tokoa nahita azy.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy kosa Samaritana anankiray nandeha tamin'ny nalehany ka tonga teo aminy, ary nony nahita azy, dia onena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy kosa Samaritana* iray nandeha tamin’ny nalehany ka tonga teo aminy, ary nony nahita azy dia onena.
malagasy
Fa nisy kosa Samaritana anankiray nandeha tamin'ny nalehany ka tonga teo aminy, ary nony nahita azy, dia onena.