Luke 10:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa amin’izy telo lahy no heverinao ho naman’ilay azon’ny jiolahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza amin’izy telo lahy no ataonao ho naman’ilay azon’ny jiolahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontanian’i Jesoa ity mpahay lalàna nataony hoe: –Iza tamin’izy telo lahy ireo, araka ny hevitrao, no nanjary naman’ilay nasian’ny jiolahy?
Malagasy Bible 1865
Iza moa amin'izy telo lahy no ataonao ho naman'ilay azon'ny jiolahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa amin’izy telo lahy no heverinao ho naman’ilay azon’ny jiolahy?
malagasy
Iza moa amin'izy telo lahy no ataonao ho naman'ilay azon'ny jiolahy?