Luke 10:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Ilay niantra azy. Hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao ka mba manaova toy izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ilay mpampiana-dalàna: «Ilay niantra azy» «Mandehana àry, hoy i Jesoa taminy, ka manaova toy izany koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Ilay niantra azy. Dia hoy i Jesoa taminy: –Ndeha àry, ka mba manaova torak’izany koa!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Ilay niantra azy. Dia hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ka mba manaova toy izany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Ilay niantra azy. Hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao ka mba manaova toy izany koa.
malagasy
Ary hoy izy: Ilay niantra azy. Dia hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ka mba manaova toy izany koa.