Luke 10:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandeha izy ireo dia niditra teo amin’ny vohitra iray Jesosy; ary nisy vehivavy iray antsoina hoe Marta, nampiantrano Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola nandeha izy ireo dia niditra tamin’ny vohitra anankiray i Jesoa, ary nisy vehivavy atao hoe Marta nandray Azy tao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nandeha ry i Jesoa sy ny mpianany, dia niditra tao amin’ny tanàna anankiray i Jesoa ka izay vehivavy atao hoe Marta izay no nampiantrano Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha izy ireo, dia niditra teo amin'ny vohitra anankiray Jesosy; ary nisy vehivavy anankiray atao hoe Marta nampiantrano Azy ho ao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandeha izy ireo dia niditra teo amin’ny vohitra iray Jesosy; ary nisy vehivavy iray antsoina hoe Marta, nampiantrano Azy.
malagasy
Ary raha nandeha izy ireo, dia niditra teo amin'ny vohitra anankiray Jesosy; ary nisy vehivavy anankiray atao hoe Marta nampiantrano Azy ho ao an-tranony.