Luke 10:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana rahavavy antsoina hoe Maria izy, izay nipetraka teo anilan’ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanan-drahavavy anankiray atao hoe Maria izy, izay nipetraka teo anilan’ny tongotry ny Tompo nihaino ny teniny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Marta dia nanan-drahavavy antsoina hoe Maria. Naka toerana teo an-tongotry ny Tompo i Maria ka nihaino ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nanana rahavavy atao hoe Maria, izay nipetraka teo anilan'ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana rahavavy antsoina hoe Maria izy, izay nipetraka teo anilan’ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny.
malagasy
Ary izy nanana rahavavy atao hoe Maria, izay nipetraka teo anilan'ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny.