Luke 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mitondra kitapom-bola, na kitapom-batsy, na kapa; ary aza miarahaba olona akory eny an-dalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mitondra kitapom-bola na kitapo hafa, na kiraro, ary aza miarahaba olona akory any an-dalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mitondra kitapom-batsy na kapa, ary aza lany andro miarahaba olona eny an-dalana.
Malagasy Bible 1865
Aza mitondra kitapom-bola, na kitapom-batsy, na kapa; ary aza miarahaba olona akory eny an-dalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mitondra kitapom-bola, na kitapom-batsy, na kapa; ary aza miarahaba olona akory eny an-dalana.
malagasy