Luke 10:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Tompo namaly azy hoe: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina ianao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly ny Tompo ka nanao taminy hoe: «Marta, Marta, maro tadiavina sy be tebiteby ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’ny Tompo hoe: –Marta, Marta, maro ahina sy be herehina loatra ianao,
Malagasy Bible 1865
Fa ny Tompo namaly ka nanao taminy hoe: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Tompo namaly azy hoe: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina ianao;
malagasy
Fa ny Tompo namaly ka nanao taminy hoe: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina ianao;nefa zavatra iray loha no ilaina; fa Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy.