Luke 10:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa zavatra iray loha no ilaina; fa i Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa zavatra iray monja no ilaina; fa i Maria no nifidy ny anjara tsara indrindra izay tsy halana aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa zavatra iray ihany no ilaina; ka i Maria no efa nifidy ny anjara soa indrindra, izay tsy halana aminy.
Malagasy Bible 1865
nefa zavatra iray loha no ilaina; fa Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa zavatra iray loha no ilaina; fa i Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy.
malagasy
nefa zavatra iray loha no ilaina; fa Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy.