Luke 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’izay trano idiranareo dia milazà aloha hoe: Fiadanana ho amin’ity trano ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay trano hidiranareo, dia milazà aloha hoe: Fiadanana anie ho amin’ity trano ity;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay trano androsoanareo dia voalohany indrindra ilazao hoe: «Ho ato amin’ity trano ity anie ny fiadanana!»
Malagasy Bible 1865
Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin'ity trano ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’izay trano idiranareo dia milazà aloha hoe: Fiadanana ho amin’ity trano ity!
malagasy
Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin'ity trano ity.