Luke 10:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy zanaky ny fiadanana ao dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany dia hiverina ho aminareo ihany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia ho ao aminy ny fiadanana lazainareo; fa raha tsy misy kosa, dia hiverina aminareo ihany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona tia fiadanana ao, dia hirotsaka aminy ny fiadanana rarînareo; fa raha tsy misy kosa, dia hiverina aminareo ihany izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany, dia hiverina ho aminareo ihany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy zanaky ny fiadanana ao dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany dia hiverina ho aminareo ihany izany.
malagasy
Ary raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany, dia hiverina ho aminareo ihany izany.