Luke 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mitoera ao amin’izany trano izany ka mihinàna sy misotroa izay zavatra omeny; fa ny mpiasa dia mendrika hahazo ny karamany. Aza mifindrafindra trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mitoera amin’izany trano izany, ka mihinàna sy misotroa izay misy ao, fa mendrika ny karamany ny mpiasa. Aza mifindrafindra trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitoera amin’izany trano izany, fa aza mifindrafindra trano; ary hano sy sotroy izay aroson’ny tompon-trano, fa ny mpiasa dia mendrika homena ny karamany.
Malagasy Bible 1865
Ary mitoera ao amin'izany trano izany, ka mihinàna sy misotroa izay zavatra omeny; fa ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany. Aza mifindrafindra trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mitoera ao amin’izany trano izany ka mihinàna sy misotroa izay zavatra omeny; fa ny mpiasa dia mendrika hahazo ny karamany. Aza mifindrafindra trano.
malagasy
Ary mitoera ao amin'izany trano izany, ka mihinàna sy misotroa izay zavatra omeny; fa ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany. Aza mifindrafindra trano.