Luke 10:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ao amin’izay tanàna idiranareo, ka mandray anareo ny olona, dia hano izay aroso anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izay tanàna idiranareo, raha mandray anareo ny olona, dia hano izay atolony anareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy tanàna idiranareo ka mandray anareo ny olona, dia hano izay aroso anareo;
Malagasy Bible 1865
Ary izay tanàna iakaranareo, ka mandray anareo ny olona, dia hano izay zavatra aroso eo anoloanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ao amin’izay tanàna idiranareo, ka mandray anareo ny olona, dia hano izay aroso anareo.
malagasy
Ary izay tanàna iakaranareo, ka mandray anareo ny olona, dia hano izay zavatra aroso eo anoloanareo.