Luke 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sitrano izay marary ao ka lazao amin’ny olona hoe: Efa akaiky anareo ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary sitrano ny marary izay ao, ka lazao hoe: Efa mby akaiky anareo ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sitrano izay marary ao ary ny mponina ilazao hoe: «Efa tonga eto aminareo ny Fanjakàn’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Ary sitrano izay marary ao, ka lazao amin'ny olona hoe: Efa mby akaiky anareo ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sitrano izay marary ao ka lazao amin’ny olona hoe: Efa akaiky anareo ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ary sitrano izay marary ao, ka lazao amin'ny olona hoe: Efa mby akaiky anareo ny fanjakan'Andriamanitra.