Luke 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay rehetra mangataka no mahazo; izay mitady no mahita, ary izay mandondòna no vohaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay rehetra mangataka no mahazo; izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana.
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana.
malagasy