Luke 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na angatahany atody ka hanome azy maingoka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na hanome maingoka azy raha atody no angatahiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na hangatahany atody ka hanome azy maingoka?
Malagasy Bible 1865
ary raha angatahany atody, no hanome azy maingoka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na angatahany atody ka hanome azy maingoka?
malagasy
ary raha angatahany atody, no hanome azy maingoka?