Luke 11:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny sasany kosa dia naka fanahy Azy ka nangataka famantarana avy any an-danitra Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny sasany kosa naka fanahy Azy ka nangataka famantarana avy any an-danitra taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany kosa te hamandrika an’i Jesoa, ary dia nangataka Azy hanao famantarana ho porofo fa hoe avy amin’Andriamanitra ny fahefàny.
Malagasy Bible 1865
Fa ny sasany kosa naka fanahy Azy ka nangataka famantarana taminy avy any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny sasany kosa dia naka fanahy Azy ka nangataka famantarana avy any an-danitra Taminy.
malagasy
Fa ny sasany kosa naka fanahy Azy ka nangataka famantarana taminy avy any an-danitra.