Luke 11:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nahalala ny heviny Izy ka niteny taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary ho rava ny ankohonana izay miady an-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Jesoa nahalala ny heviny ka nanao taminy hoe: Rava izay fanjakana miady an-trano; mianjera mifanongoa ny trano;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa anefa nahalala ny tao am-pony ka nanao taminy hoe: –Ho rava izay fanjakana mifanao an-kolafiny ary hirodana tsy hisy tavela ny trano ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy nahalala ny heviny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary ho rava ny ankohonana izay miady an-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nahalala ny heviny Izy ka niteny taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary ho rava ny ankohonana izay miady an-trano.
malagasy
Fa Izy nahalala ny heviny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary ho rava ny ankohonana izay miady an-trano.